Fotoam-bavaka sy toriteny

Tonga aminao ny fiangonana: tadiavo ny fotoam-bavaka sy toriteny amin’ny video eto ambany.

Ny fisandratana miaraka amin’Andriamanitra

15 Aprily 2021, 15:31 min

Toriteny natao tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, fitandremana Aumônerie malagasy, Saint-Jean, Port-Louis, tamin’ny Alahady 10 Janoary 2021.
"NY FISANDRATANA MIARAKA AMIN’ANDRIAMANIRA » (1 Sam 16.1-13)

AZO ANTENAINA HAHAVITA ZAVATRA TSARA

7 Janoary 2021, 17:19 min

Toriteny natao amin’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, Fitandremana Aumônerie malagasy ny Alahadin’ny tapm-baovao 03 Janoary 2021. “AZO ANTENAINA HAHAVITA ZAVATRA TSARA” (Jaona 1.1-5).

NOELIM-PIFALIANA" Sasak’alina 24 Desambra 2020

7 Janoary 2021, 25:13

Fankalazana ny nahaterahan’ny Mpamonjy ny Sasak’alin’ny Alakamisy 24 Desambra 2020 tao amin’ny Cantre Jean-Le-Brun, Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice nataon’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, Fitandremana Aumônerie malagasy. Nifandrimbonan’ny Sampana sy fikambanana velona rehetra. “Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’ i Davida, dia Kristy Tompo”. (Lioka 2.11)

JESOA KRISTY NO IVON’NY NOELY

29 Desambra 2020, 18:34 min

Toriteny Noely 25 Desambra 2020, tao amin’ny finagonana Presbyteriana, Saint Jean, Port Louis, Nosy Maurice.
Teksta Matio 2.6-12
“JESOA KRISTY NO IVON’NY NOELY”

Fifandraisana @ Fanahy ny fanarahana an’i Jesoa Kristy

17 Desambra 2020, 16:19 min

“FIFANDRAISANA AMIN’NY FANAHY” (1 Korintiana 12.1-3)
1) Fifandraisana amin’ny Fanahy Masina ny fanarahana an’i Jesoa Kristy
2) Koa aza miombona amin’ny fanahin’ny sampy intsony

Miambina antsika Andriamanitra

2 Desambra 2020, 22:46 min

Salamo 121
Miambina antsika Andriamanitra