Fotoam-bavaka sy toriteny

Tonga aminao ny fiangonana: tadiavo ny fotoam-bavaka sy toriteny amin’ny video eto ambany.

MAHAY MANDAMINA FOTOANA

18 Jona 2021, 13:05 mins

Toriteny fampianarana natao ny alahady 14 Martsa 2021, alahady voalohany amin’ny fihibohana noho ny ady amin’ny “covid 19”, natao teto amin’ny Nosy Maurice.

NY FIARAHANA AMIN’ANDRIAMANITRA SY NY HARENA

18 Jona 2021, 15:58 mins

Toriteny natao tao amin’ny fiangonana Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice, tamin’ny alahady 7 Martsa 2021.
« NY FIARAHANA AMIN’ANDRIAMANITRA SY NY HARENA»
1) SitrakAndriamanitra ny hananana harena
2) Asain’Andriamanitra hampitombo harena isika
3) Lavin’Andriamanitra izay manompo harena

“HATSARAO NY FIARAHANAO AMIN’NY TOMPO” (Mat 6.1-6)

18 Jona 2021, 16:37

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina atao amin’ny fiangonana Saint André, Rose Hill ny alahady 28 Febroary 2021.

“HATSARAO NY FIARAHANAO AMIN’NY TOMPO” (Matio 6.1-6).
1) Ampitomboy ny fitokanana mivavaka
2) Ampitomboy ny fifadiana ny ratsy
3) Ampitomboy ny fahafoizana ho an’ny hafa

NY FANAMBADIANA

15 Aprily 2021, 18:53

Toriteny natan’Atoa RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, fitandremana Aumônerie malagasy tao amin’ny fiangonana Saint Jean, Port Louis tamin’ny alahady 14 Febroary 2021.
« NY FANAMBADIANA» (1 Korintiana 7.1-7)

Mampiakatra antsika ho ambony ny Tenin’Andriamanitra

15 Aprily 2021, 15:51 min

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tao amin’ny fiangonana Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice tamin’ny alahady 7 Febroary 2021.
“MAMPIAKATRA ANTSIKA HO AMBONY NY TENIN’ANDRIAMANITRA” (Genesisy 15.1-6)

REO ZAVA-MIAFIN’NY BATISA

15 Aprily 2021, 16:08 min

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, Saint Jean, Port Louis tamin’ny Alahady 24 Janoary 2021.

“REO ZAVA-MIAFIN’NY BATISA” (Matio 3.13-17)