NOELIM-PIFALIANA" Sasak’alina 24 Desambra 2020

25:13

Navoaka ny 7 Janoary 2021

Fankalazana ny nahaterahan’ny Mpamonjy ny Sasak’alin’ny Alakamisy 24 Desambra 2020 tao amin’ny Cantre Jean-Le-Brun, Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice nataon’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, Fitandremana Aumônerie malagasy. Nifandrimbonan’ny Sampana sy fikambanana velona rehetra. “Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’ i Davida, dia Kristy Tompo”. (Lioka 2.11)