Fotoam-bavaka sy toriteny

Tonga aminao ny fiangonana: tadiavo ny fotoam-bavaka sy toriteny amin’ny video eto ambany.

“Hendre tahaka ny menarana ary morà tahaka ny voromailala” (Mat 10.16b)

18 Jona 2021, 21:28 mins

Toriteny natao taty ami’ny nosy Maurice ny 25 Aprily 2021 ka nalaina avy amin’ny Matio 10.16b.

"HENDRE TAHAKA NY MENARANA ARY MORA TAHAKA NY VOROMAILALA

A) HENDRE TAHAKA NY MENARANA
1) Aoka handinika tsara alohan’ny hanapa-kevitra
2) Aoka ho malina tsara manoloana izao tontolo izao

B) MORA TAHAKA NY VOROMAILALA
3) Hazony hatrany ny fahamasinana
4) Mahaiza mihavana amin’ny olona rehetra

“Ny dikan’ny nitsanganan’i Jesoa avy tamin’ny maty” (Matio 28.1-10)

18 Jona 2021, 30:05 mins

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina teto amin’ny nosy Maurice nandritra ny fihibohana ho amin’ny PASKA Alahady 04 Aprily 2021.

«NY DIKAN’NY NITSANGANAN’I JESOA AVY TAMIN’NY MATY»
(MATIO 28.1-10)
1) Tanteraka ny planin’Andriamanitra
2) Resy ny fahafatesana
3) Velona sy mahery ny finoana kristiana

Ireo zava-mahagaga niseho tamin’ny nanomboana an’i Jesoa

18 Jona 2021, 13: 46 mins

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina teto amin’ny Nosy Maurice ho amin’ny Zoma masina 02 Aprily 2021. Natao an-trano noho ny fihibohana.

“Ireo zava-mahagaga niseho tamin’ny nanoboana an’i Jesoa”

1) Aizina tambonin’ny tany
2) Nitriatra ny lamba tao amin’ny tempoly
3) Horohorontany

“JESOA TAO GETSEMANE” (Matio 26.36-46)

18 Jona 2021, 14:09 mins

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina ho an’ny Alakamisy masina 01 Aprily 2021 teto amin’ny Nosy Maurice.

“JESOA KRISTY LAY NAMPANANTENAINA” (Matio 21.1-11)

18 Jona 2021, 14: 14 mins

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tao amin’ny fonenany 35 Avenue SSR, Sodnac, Quatre Bornes, Nosy Maurice tamin’ny alahady 28 Martsa 2021 nandritra ny fihibohana noho ny Corona virus. Toriteny ho fankalazana ny alahadin’ny sampan-drofia.

“JESOA KRISTY LAY NAMPANANTENAINA” (Matio 21.1-11)
1) Jesoa Kristy no Mesia
2) Jesoa Kristy no tena Mpanjaka

Ny fanasitranan’ Andriamanitra

18 Jona 2021, 14:04 mins

Toriteny fampianarana natao tany amin’ny nosy Maurice tamin’ny alahady 21 Martsa 2021 nandritra ny fihibohana faha-roa noho ny valan’aretina “covid 19”.
“NY FANASITRANAN’ ANDRIAMANITRA”
1) Tsy vokatry ny ota natao avokoa akory ny aretina
2) Manasitrana amin’ny fomba maro Andriamanitra
3) Tsy voatery hanasitrana ny aretina rehetra Andriamanitra
4) Ny fahasitranana manontolo no tena sitrak’Andriamanitra

“Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra”. (Sal 103.1,3)