JESOA KRISTY NO IVON’NY NOELY

18:34 min

Navoaka ny 29 Desambra 2020

Toriteny Noely 25 Desambra 2020, tao amin’ny finagonana Presbyteriana, Saint Jean, Port Louis, Nosy Maurice.
Teksta Matio 2.6-12
“JESOA KRISTY NO IVON’NY NOELY”

1.Jesoa Kristy no ivon’ny Noely satria Izy no Tompo sy Mpanjakan’izao tontolo izao
2. Jesoa Kristy no ivon’ny Noely satria Izy no hankalazaina

Midina sy te hiditra ao am-baravaran’ny fonao ny Tompo anio. Vohay Izy.
“Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko. (Apokalypsy 3.20)