Fotoam-bavaka sy toriteny

Tonga aminao ny fiangonana: tadiavo ny fotoam-bavaka sy toriteny amin’ny video eto ambany.

Andriamanitra sy ny fahoriana

9 Desambra 2021, 17:15 mins

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina nandritra ny fanompoam-pivavahan’ny Fitandremana Aumônerie malagasy ny alahady 25 Jolay 2021 tao amin’ny fiangonana Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice.

Ndao hianatra amin’i Mosesy

9 Desambra 2021, 17:44 mins

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, Saint André, Rose Hill nandritra ny fotoam-bavaka nataon’ny Fitandremana Aumônerie malagasy.

TANDREMO NY SAMPY

9 Desambra 2021, 22:30 mins

Kristiana Tsara fifandraisana noho ny fanavaozan Andriamanitra

9 Desambra 2021, 16:24 min

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina nandritra ny fanompoam-pivavahana natao tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana Saint André Rose Hill izay niarahana tamin’ny fitandremana Aumônerie malagasy
Romana 12.9-21

MIATRIKA ADY NY MINO

18 Jona 2021, 22:18 mins

Fanompoam-pivavahana sy toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina teto Sodnac, Maurice, ho amin’ny alahady 9 May 2021.

“VAVAKA MAHASITRANA” (Sal 6)

18 Jona 2021, 19:59 mins

Fotoam-bavaka sy toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina teto Quatre Bornes, Maurice tamin’ny alahady 02 May 2021. Teny nifotorana Salamo 6.

“VAVAKA MAHASITRANA”
Misy dingana telo izany :
1) Miaiky hadisoana na mifona (And.1-3)
2) Mitalaho famonjena sy fanasitranana (And.4-7)
3) Mandroaka ny herin’ny maizina (And.8-10)

Misy vavaka amin’ny fahefana mandroaka ny asan’i Satana sy fanasitranana ny marary.

Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra. Amena.