Fotoam-bavaka sy toriteny

Tonga aminao ny fiangonana: tadiavo ny fotoam-bavaka sy toriteny amin’ny video eto ambany.

“JESOA KRISTY : TENA NISY SADY ANDRIAMANITRA”

9 Desambra 2021, 17:00 mins

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina nandritra ny fanompoam-pivavahana nataon’ny fitandremana Aumônerie malagasy tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice ny Alahady 08 AOgositra 2021.

“Fahaizana miatrika famoiza-malala” Toriteny fampianarana

9 Desambra 2021, 24:00 mins

Vidéo fotoam-bavaka natao teto Maurice tamin’ny 13 jona 2021 nandritra ny fihibohana corona virus.

“TEZERA FA AZA MANOTA”

9 Desambra 2021, 18:31 mins

Fotoam-bavaka sy toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tamin’ny alahady 6 Jona 2021 nandritra ny fihibohana noho ny corona virus.

“NY TENA FAHASAMBARANA” (Lioka 11,27-28)

9 Desambra 2021, 21:30 mins

Fotoam-bavaka misy toriteny natao ho an’ny malagasy aty Maurice noho ny fihibohana araka ny corona virus ho amin’ny alahady 20 Jona 2021.