Fotoam-bavaka sy toriteny

Tonga aminao ny fiangonana: tadiavo ny fotoam-bavaka sy toriteny amin’ny video eto ambany.

Nanolotra ny ainy hatao sorona Jesoa Kristy

10 Aprily 2020, 31:20min

Fotoam-bavaka sy Toriteny ao amin’ny Lioka 23.33-47. Hahafantarana ireo karazana fampijaliana natao an’i Jesoa Kristy alohan’ny nanomboana Azy teo ambony hazo fijaliana.

Teny fanalahidy : Aumônerie malagasy

Jesoa nivavaka tao Getsemane

9 Aprily 2020, 22:52min

Fotoam-bavaka. Toriteny Marka 14.32-42. Niady mafy ho antsika Jesoa Kristy. Naharesy ny adim-panahy sy ny fanindrian’ny nofo Izy. Omeny hery hahavita izany koa isika raha miaraka Aminy.

Jesoa Kristy, Fahazavan’izao tontolo izao

8 Aprily 2020, 25:58min

Fotoam-bavaka. Toriteny Jaona 9.1-7.

Miomàna hitsena ny Tompo

7 Aprily 2020, 20:22min

Fotoam-bavaka misy Toriteny. Fampianarana momba ny Matio 25.1-13. Fanoharana ny amin’ny virijiny folo. Hahafantarana momba ny fampakaram-bady jiosy

Aloavy ho an’ i Kaisara izay an’ i Kaisara, ary ho an’ Atra izay an’ Atra.

6 Aprily 2020, 18:18min

Marka 12.13-17. Toriteny fampianarana mikasika ny fanontaniana fandrika nataon’ny Fariseo sy ny Herodiana t@ Jesoa Kristy. Hahatakarana fa olon’adidy isika satria fanasin’ny tany.

Ny herinandro masina

4 Aprily 2020, 20:51min

Teny fanalahidy : Aumônerie malagasy