Jesoa Kristy, Fahazavan’izao tontolo izao

25:58min

Navoaka ny 8 Aprily 2020

Fotoam-bavaka. Toriteny Jaona 9.1-7.

Ny nanasitranan’i Jesoa ilay lehilahy teraka jamba. Ahitana ny toe-panahy tsara hanaovana ny asan’Andriamanitra.