Fotoam-bavaka sy toriteny

Tonga aminao ny fiangonana: tadiavo ny fotoam-bavaka sy toriteny amin’ny video eto ambany.

NY FANOMEZAM-PAHASOAVANA SAMY HAFA

6 Jolay 2020, 25:51 min

1 Korintiana 12.1-11; 27-30
NY FANOMEZAM-PAHASOAVANA SAMIHAFA

Ny Fanomezam-pahasoavana dia fanomezana avy @ Fanahy Masina natao hanaovana ny asan’Andriamanitra eo sy @ anaran’ny fiangonana. Asan’ny Fanahy iray ihany ireny fa zarazarain’ny fanompoana samihafa fotsiny (And.11). Indreto avy izy ireo.

Manimba fifankatiavana

27 Jona 2020, 20:18min

Manome tsirony ny fiainana

7 Jona 2020, 32:48min

Alahady 7 Jona 2020
Sal 133
“Ny voka-tsoa azo avy amin’ny fivavahana”

Teny fanalahidy : Aumônerie malagasy

Fotoam-bavaka sy toriteny Pentekosta

31 May 2020, 35:41 min

Jaona 3.1-8 (and-3)
“Ateraka indray”

Teny fanalahidy : Aumônerie malagasy

Fiakarana mitondra inona ?

21 May 2020, 29:18min

Andro niakaran’ny tompo - Jaona 16.5-11

Ny dikan’ny niakaran’i jk tompo any an-danitra

Teny fanalahidy : Aumônerie malagasy