“VAVAKA MAHASITRANA” (Sal 6)

19:59 mins

Navoaka ny 18 Jona 2021

Fotoam-bavaka sy toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina teto Quatre Bornes, Maurice tamin’ny alahady 02 May 2021. Teny nifotorana Salamo 6.
“VAVAKA MAHASITRANA”
Misy dingana telo izany :
1) Miaiky hadisoana na mifona (And.1-3)
2) Mitalaho famonjena sy fanasitranana (And.4-7)
3) Mandroaka ny herin’ny maizina (And.8-10)
Misy vavaka amin’ny fahefana mandroaka ny asan’i Satana sy fanasitranana ny marary.
Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra. Amena.