TANDREMO NY SAMPY

22:30 mins

Navoaka ny 9 Desambra 2021

« TANDREMO NY SAMPY»
1) Satana no ao ambadiky ny sampy
2) Miseho amin’ny endrika samihafa ny sampy
3) Misoloky manome fahefana ny sampy
4) Manandevo ny fanahintsika ny sampy
5) Ady ara-panahy ny ady amin’ny sampy
6) Mila tapahina ny fifandraisana amin’ny sampy