“Tandremo ny fahalainana mivavaka” (Rom 12,9-16)

16: 21 mins

Navoaka ny 9 Desambra 2021

“TANDREMO NY FAHALAINANA MIVAVAKA”

1) ANTONY
1.1) Ny avonavna
1.2) Fiheveran-tena ho efa Hendry

2) NY VOKANY
2.1) Tsy mahay mitia
2.2) Malaina manompo an’A/tra

3) FANAFODINY
3.1) Omeo lanja ny famindrampon’A/tra
3.2) Mazotoa mihaona amin’A/tra