“NY TENA FAHASAMBARANA” (Lioka 11,27-28)

21:30 mins

Navoaka ny 9 Desambra 2021

Fotoam-bavaka misy toriteny natao ho an’ny malagasy aty Maurice noho ny fihibohana araka ny corona virus ho amin’ny alahady 20 Jona 2021.

“NY TENA FAHASAMBARANA” (Lioka 11,27-28)
1) Ny fihainoana sy ny fiainana ny Tenin’Andriamanitra
2) Ny fiainana ny fitiavana
3) Ny fananana fiainana modely