Ny fanasitranan’ Andriamanitra

14:04 mins

Navoaka ny 18 Jona 2021

Toriteny fampianarana natao tany amin’ny nosy Maurice tamin’ny alahady 21 Martsa 2021 nandritra ny fihibohana faha-roa noho ny valan’aretina “covid 19”.
“NY FANASITRANAN’ ANDRIAMANITRA”
1) Tsy vokatry ny ota natao avokoa akory ny aretina
2) Manasitrana amin’ny fomba maro Andriamanitra
3) Tsy voatery hanasitrana ny aretina rehetra Andriamanitra
4) Ny fahasitranana manontolo no tena sitrak’Andriamanitra
“Misaora an’ i Jehovah, ry fanahiko; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra”. (Sal 103.1,3)