Ndao hianatra amin’i Mosesy

17:44 mins

Navoaka ny 9 Desambra 2021

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice, Saint André, Rose Hill nandritra ny fotoam-bavaka nataon’ny Fitandremana Aumônerie malagasy.

« NDAO HIANATRA AMIN’I MOSESY »
1) Tsy kivikivy na nandalo fijaliana hatramin’ny fahakely aza
2) Mamonjy ireo mijaly na dia efa afa-pijaliana aza
3) Miara-miasa amin’nolona rehetra na dia voafidy manokana aza