Miahy ny olony Tompo - Daniela 12:1-3

34:43min

Navoaka ny 19 Aprily 2020

Fotoan vavaka ho an’ny Alahady 19 Aprily 2020 noho ny fihibohana.

Teny fanalahidy : Aumônerie malagasy

Teny ifotorana Daniela 12.1-3. Lohahevitra “MIAHY NY OLONY NY TOMPO”. Fampahafantarana ny vanim-potoanan’ny fanompoan’i Daniela mpaminany. Hanazavana ny fomba fiahian’ny Tompo ny olony, ny hiseho amin’ny andro farany. Ny fahasamihafan’ny andro farany sy ny fara andro. Fampianarana momba ny bokin’ny fiainana.