Kristiana Tsara fifandraisana noho ny fanavaozan Andriamanitra

16:24 min

Navoaka ny 9 Desambra 2021

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina nandritra ny fanompoam-pivavahana natao tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana Saint André Rose Hill izay niarahana tamin’ny fitandremana Aumônerie malagasy
Romana 12.9-21

« KRISTIANA TSARA FIFANDRAISANA NOHO NY FANAVAOZAN’ANDRIAMANITRA »
1) Miaraka amin’Andriamanitra
2) Eo amin’ny fiangonana
3) Eo amin’ny fiaraha-monina
4) Manoloana ny fahavalo