“Hendre tahaka ny menarana ary morà tahaka ny voromailala” (Mat 10.16b)

21:28 mins

Navoaka ny 18 Jona 2021

Toriteny natao taty ami’ny nosy Maurice ny 25 Aprily 2021 ka nalaina avy amin’ny Matio 10.16b.
"HENDRE TAHAKA NY MENARANA ARY MORA TAHAKA NY VOROMAILALA
A) HENDRE TAHAKA NY MENARANA
1) Aoka handinika tsara alohan’ny hanapa-kevitra
2) Aoka ho malina tsara manoloana izao tontolo izao
B) MORA TAHAKA NY VOROMAILALA
3) Hazony hatrany ny fahamasinana
4) Mahaiza mihavana amin’ny olona rehetra