Andriamanitra sy ny fahoriana

17:15 mins

Navoaka ny 9 Desambra 2021

Toriteny nataon’i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr’Antenaina nandritra ny fanompoam-pivavahan’ny Fitandremana Aumônerie malagasy ny alahady 25 Jolay 2021 tao amin’ny fiangonana Saint André, Rose Hill, Nosy Maurice.

« ANDRIAMANITRA SY NY FAHORIANA »
1) Tsy avy amin’A/tra ny fahoriana
2) Tsy mahafoana ny famonjen’A/tra ny fisian’ny fahoriana
3) Avelan’Atra hiseho indraindray ny fahoriana hikendreny zava-tsoa
4) Mahay mamonjy @ fahoriana A/tra