EPM Fahazavana

Fotoam-bavaka:
 Faha-1 sy Faha-3 Alahady : 10h30, Saint-André, Rose-Hill
 Faha-2, Faha-4 sy Faha-5 Alahady : 11h15, Saint-Jean, Port-Louis
Pasitera : Jean Ernest Koera
Adiresy : Corner Farquhar & Royal Road, Coignet, Rose-Hill
Laharana an-tariby : +230 464 52 65

Antoko MPIhira Fifohazana Isotry fiTIAvana (AMPIFITIA)

Navoaka ny 25 Novambra 2023

Fiadanana, Indro indray ny fotoanantsika manaraka izay iarahana amin’ny Antoko MPIhira Fifohazana Isotry fiTIAvana (AMPIFITIA) ny alahady 26 novambra 2023 izao ao St Jean Port Louis amin’ny 2 (…)

Hamaky ny lahatsoratra →