Hira Krismasy

Navoaka ny 24 Desambra 2021

Amin’izao taona 2021 izao izay sarotra amintsika ny mihaona ara-batana, dia mbola maniry ny hankalaza ny nahaterahan’i Jesoa Kristy Mpamonjy antsika, ilay fahazavan’izao tontolo izao. Manasa anao izahay mba handany izao fotoana izao eo anatrehan’ny Tompontsika. Mifalia mandrakariva fa Mpamonjy no teraka ho antsika. Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra.

Christmas Carols by Presbyterian Church of Mauritius

  • Mo rakont twa enn vre Zistwar
  • Medley Alleluia dans la campagne/ Sonn tou bann laklos
  • The first Noël
  • Enn Lerwa finn ne
  • Noël (c) Lauren Daigle
  • O Holy Night
  • Andro Malaza
  • Lazwa dan lemonn
  • This little light of mine
  • To mem nou lalimier (c) Zenn Presbyterien Moris
  • We wish you a merry Christmas