Conferences miaraka amin’i Zoky Tiana Fanantenana

Navoaka ny 30 Oktobra 2023

Ny Aumônerie malagasy dia handray mpitory filazantsara malagasy, Zoky Tiana Fanantenana hanao fampianarana maromaro eto Maurice izy.

Koa manasa anareo mba hanatrika izany.

Indro alefa eto ambany ny fandaharam-potoana amin’izany.