DEPARTEMENT VEHIVAVY SY NY FIANAKAVIANA - PEJY FACEBOOK

Navoaka ny 19 Novambra 2021

Ao anatin’ny fanokafana ny minisiteran’ny ‘Fianakaviana Solid’, minisiteran’ny fanohanana ara-panahy sy iraisan’ny rehetra ho an’ny isam-batan’olona sy ny ankohonana, ny sampan-draharahan’ny Vehivavy sy ny Fianakaviana dia hamoaka pejy Facebook ‘Fianakaviana Solid’ ny alarobia 24 novambra izao.

Marihina fa hisy hetsika fampahafantarana kely hanomboka amin’ity pejy ity manomboka ny alakamisy 25 novambra izay manamarika ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanafoanana ny herisetra atao amin’ny vehivavy.

Asaina hanao ’j’aime’ sy ’partage’ ity pejy ity ireo ao amin’ny tambajotra Facebook mba hahazoana vaovao sy hampiroboroboana ny asa fanompoana.