Momba anay
Teraka avy amin’ny Fanitsiam-pivavahana (Réforme) ny Fiangonana Presbyteriana eto Maurice. Mampiasa fitenim-pirenena maro izy (Kreola, frantsay, anglisy ary malagasy). Mandray ny rehetra amin’ny asa pastoraly, na teratany na vahiny, ary mitodika amin’ny sokajin’olona rehetra.