NY FANAMBADIANA
15 Aprily, 18:53
Mampiakatra antsika ho ambony ny Tenin’Andriamanitra
15 Aprily, 15:51 min
REO ZAVA-MIAFIN’NY BATISA
15 Aprily, 16:08 min
Ny fisandratana miaraka amin’Andriamanitra
15 Aprily, 15:31 min
AZO ANTENAINA HAHAVITA ZAVATRA TSARA
7 Janoary, 17:19 min
NOELIM-PIFALIANA" Sasak’alina 24 Desambra 2020
7 Janoary, 25:13
Ny lalàn’ny fahamarinanao no fidiko; Apetrako eo anatrehako ny fitsipikao. Salamo 119:30
Fa raha mandeha eo amin’ny mazava isika, tahaka Azy eo amin’ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran’i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka amin’ny ota rehetra. 1 Jaona 1:7
Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; Mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin’ny tanana ankavanan’ny fahamarinako Aho. Isaia 41:10