Ny fandalovan’ny solontenan’ny CEVAA eto amin’ny Aumonerie Malagasy Maurice

CEVAA - Maurice

Navoaka ny 27 Janoary 2024

Ny fandalovan’ny solontenan’ny CEVAA Atoa Jean Pierre Moni sy Atoa Isaac Tovihoudji teto amin’ny Aumonerie Malagasy eto Maorisy nandritran’ny fanompoam-pivavahana ny alahady 21 janoary 2024