Aumônerie malagasy

Fotoam-bavaka:
 Faha-1 sy Faha-3 Alahady : 10h30, Saint-André, Rose-Hill
 Faha-2, Faha-4 sy Faha-5 Alahady : 11h15, Saint-Jean, Port-Louis
Pasitera : Jean Ernest Koera
Adiresy : Corner Farquhar & Royal Road, Coignet, Rose-Hill
Laharana an-tariby : +230 464 52 65

Présentation de l’aumônerie malgache

Navoaka ny 18 Jolay 2016

Au début de l’année 1990, quelques travailleurs malgaches ont commencé à s’immigrer de nouveau dans l’Ile Maurice, et cela s’est perpétué jusqu’à maintenant. Quelques travailleurs, animés surtout (…)

Hamaky ny lahatsoratra →
Ny fandalovan’ny solontenan’ny CEVAA eto amin’ny Aumonerie Malagasy Maurice

Navoaka ny 27 Janoary 2024

Ny fandalovan’ny solontenan’ny CEVAA Atoa Jean Pierre Moni sy Atoa Isaac Tovihoudji teto amin’ny Aumonerie Malagasy eto Maorisy nandritran’ny fanompoam-pivavahana ny alahady 21 janoary 2024

Hamaky ny lahatsoratra →
Antoko MPIhira Fifohazana Isotry fiTIAvana (AMPIFITIA)

Navoaka ny 25 Novambra 2023

Fiadanana, Indro indray ny fotoanantsika manaraka izay iarahana amin’ny Antoko MPIhira Fifohazana Isotry fiTIAvana (AMPIFITIA) ny alahady 26 novambra 2023 izao ao St Jean Port Louis amin’ny 2 (…)

Hamaky ny lahatsoratra →