TOETRA MAMPIHAVANA

21:10 min

Navoaka ny 3 Novambra 2020

Toriteny natao tao amin’ny Fiangonana Presbyteriana Saint André, Rose Hill ny Alahady 01 Novambra 2020. Nijerena reo toetra mampihavana tarafina tamin’izay nataon’i Jakoba tamin’i Esao zokiny rehefa nihaona indray izy mirahalahy.