“NY PROTESTANTA REFORMEE”

31:35 min

Navoaka ny 27 Oktobra 2020

Toriteny fampianarana momba ny “NY PROTESTANTA REFORMEE” natao tao amin’ny fiangonana Presbyteriana eto Maurice, Saint-Jean, Port-Louis tamin’ny alahadin’ny reformasiona ny 25 Oktobra 2020.