Fotoam bavaka Paska

35:25min

Navoaka ny 12 Aprily 2020

Teny fanalahidy : Aumônerie malagasy

Ny fitsanganan’i Jesoa Kristy avy tamin’ny maty araka ny Matio 28.1-10. Fotoam-bavaka sy toriteny. Fanazavana ny fizotran’ny fitsanganany, ny heviny ary ny vokany eo @ fiainan’ny mino. Fitondrana am-bavaka ny tsirairay, indrindra fa ireo mararin’ny coronavirus. Fanazavana ny fanomezan’ny Tompo lanja manokana ny vehivavy @ fitoriana ny Filazantsara, na dia teo aza ny fanambanian’ny fiaraha-monina jiosy azy ireo.