Antoko MPIhira Fifohazana Isotry fiTIAvana (AMPIFITIA)

AMPIFITIA

Navoaka ny 25 Novambra 2023

Fiadanana,
Indro indray ny fotoanantsika manaraka izay iarahana amin’ny Antoko MPIhira Fifohazana Isotry fiTIAvana (AMPIFITIA) ny alahady 26 novambra 2023 izao ao St Jean Port Louis amin’ny 2 ora tolakandro